Teny iditra | fianarana (anatra) | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fampifantohana ny saina mba hahay sy hitadidy zavatra [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | the act of learning; studies; a school [Hallanger 1973] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | action d'apprendre; études, leçons; école [Hallanger 1974] | ||||||||
étude, apprentissage [SLP 1986] | |||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny fianarana io | ||||||||
Haianarantany | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/12 |
![]() |