Teny iditra fiarahabana (arahaba)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Asa atao rehefa miarahaba: Ny fiarahabana dia mariky ny fahalalam-pomba [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a greeting ; congratulations [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay salutation ; félicitation [Hallanger 1974]
Ohatra 
1hoy i Davida, tsy nisalasala fa, ho sitraky ny Governora ny fiarahabana. [Profita: Ranary]
2Ny an' i Dada aloha, dia fiarahabana sy fanehoan-kafaliana no tena ventiny. [Andraina: I Vola]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30