Teny iditra fibanabanana (banabana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisokafana tanteraka (varavarana): Miady ny rivotra noho ny fibanabanàn' io varavarana io [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31