Teny iditra fibararahana (bararaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaikena sy fiaikena ny hadisoan' ny tena noho ny fisehoan' ny marina tsy azo lavina intsony [Rajemisa 1985]
Mpitovy hevitra fibararana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31