Teny iditra |
fibatana
(bata)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanaingana amin' ny tanana, fanonjonana [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | l'action de soulever avec les mains, l'instrument pour soulever [Abinal 1888]
|
| manutention, levage [SLP 1986]
|
Ohatra | Tonga tsy nantsoina ny mpiasa efa nandry tsirangaranga niandry ny hiverenako, nony nandre ny feoko nihiaka tao anaty tranohevam-piarakodia, ka ny valiny hitako aloha dia ny fibatana ny maratra ho any an-trano. [Andriamalala: Vohitry]
|
|