|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fidina (fidy)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  alaina izay tiana, alaina izay tsara fantenana, jobonina, tsongoina [1.1]
Explications en anglais  4  to be chosen [1.2, 1.7]
5  to be selected [1.2]
Explications en français  6  qu'on choisit [1.8]
Exemples  7  I Madagasikara no fidiko amin' ny tany rehetra [1.1]
8  Kanefa misy izay tsy maintsy ho nofidiny aloha [1.38]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Entrée (2/2)13  fidina (idina)
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  Fomban' ny zavatra midina, izany hoe mandeha avy ambony ka milatsaka ambany: Ela loatra ny fidin' ny lasantsy [1.1]
Explications en français  16  manière de descendre [1.3]
Morphologie 
17  Simple :

Mis à jour le 2023/01/20