Teny iditra fidio (fidy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao fidina [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 167]
Ohatra 
1Fidio izay olona hiaraka aminao [Rajemisa 1985]
2Fidio izay tianao: Ikemba sa ny harena navelan-dRabery? [Rajaonarivelo: Bina, takila 108]
3Ka fidio haingana izay tian' ialahy, fa tsy azo avotana ny indray mipi-maso. [Ravoajanahary: Sarotra, takila 61]

Teny iditra fidio (dio)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay manière de se purifier, de se justifier [Abinal 1888 takila 106]

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/19