Teny iditra | fidy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | fanondroana, na fakana, izay tiana amin' ny zavatra roa na maro mifampitaha; fantina; tsonga; tsarika [Ravelojaona 1937 takila F.510] | |
Fakana izay tiana. [Rajemisa 1985 takila 293] | ||
Fanazavàna teny anglisy | choice, preference, permission to choose. Mostly used with suffix pronoun, fidiny. See fantina. [Mal. pilih.] [Richardson 1885] | |
Fanazavàna teny frantsay | choix, préférence, élection [Abinal 1888 takila 167] | |
Sampanteny |
| |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny fidy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/12/06 |
![]() |