Teny iditra | fifady (fady) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce dont on doit s'abstenir, manière de s'abstenir [1.3] | |
Ohatra | Raha fary fifiaka mba fiaho raha fary fifady mba fadio fa aza mifady zanak'olona an-tanana fa raha miram-bao mahataitra raha lehibe mitombo endrika [2.131] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18 |
![]() |