Teny iditra fifampifehezana (fehy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] discipline
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra  [SeFaFi ] Ny tsy fisian' ny fifampifehezana ary ny tsy fanekena ireo fitsipika misy (fanafoanan-ketra isan-karazany, tsy fanekena hanaja filaharana, taratasy fanamarinam-pahasalamana sandoka , sns.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31