Teny iditra fifindrana (findra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fiovana toerana: Mandany mandrakariva ny fifindrana trano
¶ Fiovana ho: Rehefa amin' ny antoko iray ianao, sarotsarotra ihany ny fifindrana amin' ny antoko hafa
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] the act of moving; a change of residence
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] action de changer de domicile
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31