Teny iditra |
fify
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Sihanaka, Taimoro, Taisaka, Tanosy]
takolaka
[Rakotosaona 1975]
|
| [Bara]
takolaka
[Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
the cheeks. [Mal. pipi, the cheek, the side of a door or gate.] See takolaka
[Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
joue [Deschamps 1936]
|
| [Sakalava-Mayotte]
joue [Andilidine: Lexique (takila F)]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
fify
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsindrim-bankona [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Merina]
In Imerina it means the guard iron of a plane [Richardson 1885]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
fify
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
miramirana, falifaly, faly [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
fify
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny anglisy | a word used with mena, as menafify, adj. A deep red.
[Richardson 1885]
|
Mpanahaka |
volo/colors/couleurs
|
|