Teny iditra | figoigoika (goigoika (goika)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fitomany sempotsempotra sy misentosento [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | la manière d'avaler avec bruit ou de sangloter avec effort [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/13 |
![]() |