Teny iditra fihary (hary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana taova manamboatra sy mamoaka ranoka ilaina amin' ny fandevonan-kanina, toy ny fihary rora, ny fiharim-bavony [Rajemisa 1985]
 taova manamboatra sy mamoaka zavatra ilain'ny vatana [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay glande [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  fihary atodinaina ~ fihary dinitra ~ fihary ronono ~ fihary tavo ~ fihary tsiry
Teny nalaina 

Teny iditra fihary (hary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mihary, mitady [Rajemisa 1985]

Teny iditra fihary (hary)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo angonina, tadiavina: Ny vola fihary [Rajemisa 1985]

Teny iditra fihary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] ompiana, fiompy [Rakotosaona 1975]

Teny iditra fihary (hary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Prov. for omby, an ox, lit. wealth. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31