Teny iditra fihasinana (hasina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Ravelojaona 1937] ny toerana na ny fombafomba isehoan' ny mpanjaka amin' ny vahoaka mba hanajan' ny olona azy sy hanaovany ny velirano hankato azy ary hanolorana azy ny hasina (volatsivaky) mariky ny maha-mpanjaka azy
  [Rajemisa 1985] toerana nanamasinana ny Mpanjaka fahiny
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] lieu de la consécration, du couronnement

Teny iditra fihasinana (hasina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fiolanana; fandrotsirotsiana

Teny iditra Fihasinana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Ravelojaona 1937] renivohitr' i Manandriana fahiny. Mbola betsaka ny aloalo hita any ankehitriny. Tao no nonenan' Andrianantara mpanjakan' i Manandriana sy Ramanato ilay mpamoron-tononkalo betsileo nalaza dia nalaza

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31