|
|
|
|

Entrée1  fihavanana
Radical  2  havana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  fiombonana an-tsaina sy fo ary fanahy izay tsy voatery ho eo amin' ny olona manana rohim-pifandraisana araka ny ra ihany fa na dia eo amin' ny samy hafa fianakaviana sy fihaviana aza. Fifankatiavana lalim-paka nifamatoran' ny mpiaramonina teo anivon' ny ankohonana, fianakaviana, namana sy tapaka ary fokonolona: Tandrovy mandrakariva ny fihavanana fa ny maty aza te ho maro ~ Ny fitia mifamaly no mahatsara fihavanana [1.62#384]
Explications en anglais  5  blood relationship; friendship, comradeship [1.7]
Explications en français  6  lien de parenté [1.54]
7  parenté de sang; amitié, bonnes relations [1.8]
Exemples  8  Vao mitsidi-doha ny fihavanana, dia tapahin-doha ny havana! [2.528#]
9  Ny fitandroana ny fihavanana no endri-panabeazana voalohany. [2.606#]
10  Fa izahay tsy hivezovezo fa ny fihavanana tokoa no nalehanay. [2.366#]
Mots composés 
Titres  23  Rainandriamampandry-Rabezandrina : Tantaran-drazana hitadidiana ny fihavanana (Rainandriamampandry-Rabezandrina)

Anagrammes  24  fihavanana, fivanahana

Mis à jour le 2023/01/20