Teny iditra fihehezana (hehy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanelezana: Ny fihehezan' ny fako no nampahaloto ny tokotany
¶ Fihohazana ary fanelezana amin' ny tongotra: Avy amin' ny fihehezan' ny alika ny tokotany no nahatonga io lavaka io [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay action de gratter, de disperser avec les pattes [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31