Teny iditra | fihemorana (hemotra) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitambotsorana, fanaovana dia mianotra: Efa nampoizina ny fihemoran' ny tafika teo anoloan' ireo fahavalo be fiadiana lavitra noho izy ireo ¶ Fialana; Nahagaga ny olona rehetra ny fihemoran-dRakoto tamin' ny fifidianana ¶ Fisintonana: Naharitra hateloana ny fihemoran' ny rano ¶ Fihenana: Fihemoran' ny vidim-bary izao fararano izao [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | the act of drawing back; backsliding; a decline [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | recul, retrait; déchéance, déclin [Hallanger 1974] | ||||
reculade [Rakotonaivo 1993] | |||||
Teny mifanohi-kevitra | fandrosoana | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |