Teny iditra | fihifihy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fangovitana noho ny hatsiaka, fiampifiana noho ny tahotra, fihararetana fa tandindomin-doza, fahakepahana, fangasihasiana [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | a shudder, a tremor, a quaking, shivering, or shrinking from cold or fear. Comp. jihijihy. [Richardson 1885] | |
Sampanteny |
| |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |