Entrée | 1 fihobiana (hoby) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fiderana amin' ny akoram-pifaliana [1.1] |
Explications en français |
4 L’action d’acclamer, le lieu, les circonstances [1.3#256] |
Exemples |
5 Ny antsa dia hira fihobiana sy fanajana ambony izay fan ho an' ny mpanjaka, izay fanaon' ny Tsimandoavavy na ny lakaolina ataon' ny vehivavy rehetra izay lalovan' ny mpanjaka. [1.437#] |
Anagrammes | 6 fibohiana, fihiboana, fihobiana |
Mis à jour le 2023/10/20 |