Teny iditra fihomehezana (hehy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Asa atao rehefa mihomehy: Fihomehezana eran' ny trano raha vao niditra izy
¶ Fananihany: Nataon' ny olona fihomehezana ilay Ramatoa niteniteny foana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy laughter; a laughingstock [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay le rire [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31