Teny iditra fikambanan > fikambanana (kambana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fiarahana maro, fitambarana: Ny fikambanana no hery
¶ Antokon' olona vitsivitsy na maro miray noho ny asa, raharaha, hevitra politika, zava-kanto iombonana: Ny fikambanan' ny Mpanoratra sy Poety
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a society, an organization
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 307] L’action de se réunir, de s’unir, l'union, la jonction, l'ajustement, l’association, compagnie, société, congrégation
  [Hallanger 1974, SLP 1986] association, organisation
  [Hallanger 1974] société, congrégation
  [SLP 1986] groupement
Kamban-teny, lohateny, anarana 
 
Ohatra 
1 [Rakotozafy: Ratsimba, takila 72] Vitsy foana no mpamboly tsy isan' ny fikambanana.
2 [Dahle: Angano, takila 132] Efa hitan' ny masonareo koa ny herin' ny fikambanana.
3 [FOFAFIPE: Haivola, takila 67] Mitondra ny anaran' ny fikambanana ihany ny faritra voavoly.
4 [Andriamalala: Fanagasiana, takila 50] Lanin' ny sainao izao ny rijan-kevitra ajoron'ny fikambanana iray!
Teny nalaina 