Teny iditra | fikaratsaka (karatsaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba na toetran' ny zavatra mikaratsaka, izany hoe mamoaka feo manokana toy ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra [Rajemisa 1985] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |