Entrée fikasihandokanga
Mots élémentaires fikasihana ; lokanga
Partie du discours nom
Explications en malgache Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes fikasihana
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2023/12/08