Teny iditra fikikisana (kiky)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fikaohana mba hampanify; fanalana ny hodi-mangahazo ivelany na ny kiran-trondro; fanalana sombiny miraikitra
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] décapage. [Voambolana: Toe-karena: fanorenana]
¶ corrosion. [Voambolana: Simia]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31