Teny iditra filahiana (lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Firafetana ara-batana mampiavaka ny lahy, organa amin' ny tenan' ny olombelona amantarana ny maha-lahy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay organe sexuel mâle [SLP 1986]
Voambolana 
Mpitovy hevitra lataka ~ voty ~ voto

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31