Teny iditra filao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazan-kazo avo mahitsy
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Betsimisaraka] a tree. Casuarina equisetifolia, Forst. Same as fiofio
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila F)] [Tankarana] fiofio
  [Boiteau 1997] [Betsimisaraka] Casuarina equisetifolia L. (Casuarinaceae). Arbre appelé akao en sakalava (nom oublié). Bois utilisé en charpenterie de marine : mâts de pirogues.
¶  [Betsileo, Merina] Autre espèce introduite et cultivée comme arbre d'alignement : Casuarina cunninghamiana Miq. (Casuarinaceae).
Voambolana 
Anarana siantifika Casuarina cunninghamiana, Casuarina equisetifolia
Ny fihaviany Frantsay: filao.
Mpitovy hevitra fiofio
Ohatra 
1 [Ravelomanana: Lalana, takila 19] Filao avobe mirijarija no manamorona ny arabe izay mandalo terý avaratra.
2 [Rajaonarivelo: Bina, takila 9] Injany anefa any ho any, mitopy moramora avy atsinanana, mampiraidraika ny tendron' ny filao : tsiodrivotra kely mangatsiatsiaka.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31