Teny iditra filaza (laza)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy fomba entina milaza
¶ azo lazaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay ce qui doit être dit, manière de dire, version, récit: Maro ny filaza momba izany tantara izany (Il y a plusieurs versions au sujet de cette histoire) [1.3]
Haiendriteny 
filaza
filazako
filazanao
filazany
filazantsika
filazanay
filazanareo
filazan'
filazan-
filazam-
-pilaza
-pilazako
-pilazanao
-pilazany
-pilazantsika
-pilazanay
-pilazanareo
-pilazan'
-pilazan-
-pilazam-
Ohatra 
1Hatao ahoana no filaza io any an-trano? [2.117]
2Andriana manitra no filaza ny mpanjaka taloha; [2.285]
3Jaka no filaza ny fanomezana fentina teto momba ny Robo. [2.245]
4Filazan' olona no nandrenesako izany (J'ai appris cela par la renommée) [1.4]

Teny iditra filaza (laza)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy azo lazaina [1.1]

Fivaditsoratra falazy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31