Teny iditra | filerana (lerana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fihizinana, fihitsohana, fisesehana: Tsy afaka mivoha ny oaraoarana noho ny fileran' ny fanalahidy ao anatin' ny hidin-trano ¶ Fihinanana be dia be, fanaovana voky hatenda: Ny filerany voankazo manta no nankarary azy [1.1] | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
![]() |