Teny iditra |
fingotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | (olona) Ilay faritra somary mifintimpitina eo ambonin' ny kitrokely na vozon-tongotra, indraindray ny ranjo mihitsy: Kely fingotra izany raha zazalahy ¶ (biby) Ny fe aman-dranjo: Kely ohatra ny fingo-balala. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | the part of the leg immediately above the ankle. Compare fingana.
[Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
partie de la cheville. [David: Dialectes (takila F)]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
fingotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hazo fakana dity matezaroritina izay anamboarana karazan-javatra maro toy ny kodiaran' ny fiarakodia, bisikilety... [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
a climbing plant from which india rubber is obtained; india rubber. Same as fingitra
[Richardson 1885]
|
| rubber [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | caoutchouc [Hallanger 1974]
|
| [Betsimisaraka, Tankarana]
Vient de fingitra.
Nom de caoutchouc lui-même et des végétaux qui le produisent.
Outre les espèces autochtones dont nous citons les noms malgaches et scientifiques, ont été plus ou moins cultivés à Madagascar :
Hevea brasiliensis (Willd. ex A. Juss.) Müll. Arg. (Euphorbiaceae) appelé en malgache
hazom-pingotra, c'est-à-dire « arbre à caoutchouc » et
Manihot glaziovii Müll. Arg. (Euphorbiaceae) ou
mangazom-pingotra
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Hevea brasiliensis, Manihot glaziovii |
|
Teny iditra |
fingotra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hazo iray karazana amin' ny mangahazo, saingy lehibe tahatahaka ny foto-manga [Rajemisa 1985]
|
Voambolana |
|