|
|
|
|

Entrée1  finiavana (nia)
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Emotions
Explications en malgache  4  Fanaovan-javatra an-tsitrapo; asan' ny sitrapo hanao na tsy hanao zavatra iray: Misaotra anareo tonga; mila finiavana ny fahatongavana atỳ an-tany lavitra atỳ amin' ny andro ratsy toy izao [1.1]
Explications en anglais  5  intent or purpose to do something [1.7]
Explications en français  6  l'intention de faire une chose [1.8]

Mis à jour le 2023/01/20