Teny iditra finlandey
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] [ failandey ] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Failandy: i Helsinki no renivohitry ny Failandey
¶ Mikasika an' i Failandy, an' i Failandy na avy any Failandy: Fanamboarana koba fanaovan-taratasy no orinasa failandey malaza indrindra
Voambolana 
Mpanahaka  Finlandy
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31