Teny iditra |
fioka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
sioka
[1.78]
|
| Feon' ny rivotra lalovan-javatra mihelatra sy mandalo mafy; feo miteraka sioka avy amin' ny fikivilivilin' ny zavatra miriotra mafy; feo mifofofofo toy ny fanaon' ny omby hanoto vonon-kamely [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | whizzing, the noise of the lashing of a whip, lashing. ¶ whistling, whistle. See siaka, sioka. [1.2]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Ohatra | Nisy ireny miaramila ireny nahita fomba manokana hanampiana ireo avy nisakafo amin' ny fandevonan-kanina: rehefa tapi-nihinana ny olona, miditra amin' ny kiraro beny izy, manitsaka tongotra etsy, fe eroa, ary mizara fioka karavasy havia sy havanana amin' izay tandrify rehetra any.
[2.472]
|
|
Teny iditra |
fioka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Tambahoaka]
kapoka
[1.78]
|
|