Teny iditra | fiozao | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | fitaovana fanantsodiana foly fahantenona ka mibontsina antenantenany ary matsoko tendro [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | fuseau [1.13] | |
Fivaditsoratra | afoizo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |