Teny iditra firaina (fira)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Kapaina, jinjaina: Nofirain-dry zalahy andro alina tao ny varinay
¶ Lazaina: Firain' ny vava izany ka mora [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to be cut, to be reaped. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny firaina, firaiko, firainao, firainy, firaintsika, firainay, firainareo, firain', firain-, firaim-, firai-
Ny lasa nofiraina, nofiraiko, nofirainao, nofirainy, nofiraintsika, nofirainay, nofirainareo, nofirain', nofirain-, nofiraim-, nofirai-
Ny hoavy hofiraina, hofiraiko, hofirainao, hofirainy, hofiraintsika, hofirainay, hofirainareo, hofirain', hofirain-, hofiraim-, hofirai-
Filaza mandidy firao

Teny iditra firaina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] fangoraham-po [1.78]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20