Teny iditra firana
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy Tsara bika, mitsoroaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Sampanteny 

Teny iditra firana (fitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Fafana, esorina amin' ny vorodamba, taratasy... ny diky: Firo io zaza io ~ Tokony hofirana itỳ loto itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy to be wiped [1.2]
Fanazavàna teny frantsay qu'on essuie [1.3]
Haiendriteny 
firana
firako
firanao
firany
firantsika
firanay
firanareo
firan'
firan-
firam-
fira-
nofirana
nofirako
nofiranao
nofirany
nofirantsika
nofiranay
nofiranareo
nofiran'
nofiran-
nofiram-
nofira-
hofirana
hofirako
hofiranao
hofirany
hofirantsika
hofiranay
hofiranareo
hofiran'
hofiran-
hofiram-
hofira-
firo

Teny iditra firaña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay fary tapatapahina misompirana, tokony ho 10, 5 cm ny halavany [2.165]
Sampanteny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/25