Teny iditra firatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Enti-milaza hazavana na fanjelanjelarana.
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] shining. See peratra.
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] l'éclat, le brillant
Sampanteny 

Teny iditra fitra (ratra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Toetran' ny volana miratra

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/15