Teny iditra | firesahana (resaka) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana teny ifamaliana momba izao sy izao: Ny firesahana matetiko ahitana hevitra ¶ Fifanakalozana hevitra: Tsy nisy firesahana akory dia nanapaka izy ¶ Fanaovana dinidinika: Efitrano firesahana ¶ Fitenenana, filazana: Ny firesahako izany tamin-dRabe no nahasosotra an-dRakoto [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | l’action de causer [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |