Teny iditra | firesaka (resaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina miresaka: Mahatsikaiky ny firesak' io vehivavy io ¶ Anton-dresaka: Ataon' ny olona firesaka io Rangahy io [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | ce dont on cause souvent, manière de causer [1.3] | |
Ohatra | Olona niakatra ningodongodona sy nitabataba firesaka tao an-tohatra no nanaitra ahy.
[2.4] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny firesaka io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |