Teny iditra |
fisaka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Manify, mitapelaka, tsy matevina: Hazo fisaka no anaovana gorodona.
|
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
thin, slender, slight, flat, without protuberance. |
| [Hallanger 1973]
flat |
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974]
plat |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
fisàka
(saka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fomba entina misaka na mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany |
Teny nalaina |
|