Teny iditra fisalasalana (salasala)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fahatapahan-kevitra: Aleo mihemotra raha mbola misy fisalasalana ao an-tsainao
¶ Tsy fitokiana fa marina: Ny fisalasalan' ny mpitsara no nahatonga azy ho afaka [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy doubt, hesitation [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay doute; hésitation [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Etsy aoriana no hamaranantsika ireo fisalasalana rehetra ireo. [Rahajarizafy: Filozofia, takila 71]
2Toa maneho sahady ny fisalasalana amin'ny faha-marinan'ilay hambara : "Teo. [Razafiarivony: Harivolana, takila 96]
3Nisy tsirim-panantenana tao amin-dRasoa ka foana ho azy ny fisalasalana rehetra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 65]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31