Entrée | fisiahana (siaka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Famoahana feo kely mikiririoka avy amin'ny fanosehana ny rivotra amin'ny molotra sy ny nify; fanaovana feon-kira amin'ny siaka; fiantsoana amin'ny siaka. [1.1] | |
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |