Teny iditra fisompatra (sompatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina misompatra na manao izay hahavoa ny sasany, manimba, mihetraketraka.
¶ Azo somparana na simbana, asiana ratsy. [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31