Teny iditra | fisosana (sosa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fizorana tsy miato: Tsy azo aato ny fisosan' ny andro sy ny volana ¶ Fandehanana milamina tsy misy manakantsakana na manelingelina: Mampisaotra an' Andriamanitra ny fisosan' ny raharahantsika ¶ Fikorisana amin-javatra malama; fisononohana eo ambony rano: Endre izany fisosan' ny lahanay tamin' iny takariva diavolana iny [Rajemisa 1985] | |
Mpitovy hevitra | fisosa | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |