Teny iditra fisotro (sotro)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fomba entina misotro: Ataovy fisotro ranon'akoho ka ny kely azo andrandraina.
¶ Zavatra sotroina: Fadio ny fisotro mahamamo.
¶ Azo sotroina: Tsy fisotro ny rano amin'itỳ fantsakana itỳ
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31