Teny iditra fitaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Teny na zavatra toa marina nefa diso entina hanambakana: Tsy misy fitaka izany lazaiko anao izany na kely aza.
¶ Hafetsena entina hanambakana: Fanekena natao am-pitaka io ka tsy ekena.
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] deceit, fraud, stratagem, duplicity, guile. See ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky.
  [Hallanger 1973] fraud, deceit
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] fraude, ruse
Sampanteny 
Mpitovy hevitra ambaka ~ ambosy ~ angoly ~ felika ~ lainga ~ sandoka ~ soloky
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra fitaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] fanambininy
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] See petraka.
Sampanteny 

Teny iditra fitaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] tany lemaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31