Teny iditra | fitanina (tanina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitanina na mipetraka mitodika amin'ny afo na masoandro: Fa angaha moa misy fitanina andro maro karazana? [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fitanina io | |
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |