Entrée | 1 fitaomana (taona) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fitaterana, fitondrana hifindra toerana, fitondrana zavatra hangonina: ny fitaomam-biriky no raharaha tamin'ny nanao ity tranon-tsekoly ity [1.1] 4 Fitarihana: Aza avela ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay! [1.1] |
Explications en français |
5 Action de charrier, encouragement [1.3] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 8 fitaomana, manafitoa |
Mis à jour le 2024/03/09 |