Teny iditra fitaovana (tao)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fiomanomanana toy ny ho any an' ady, izay rehetra entina manomana ady: fiadiana, hanina, vatsy: Feno fitaovana tratran' ny polisy tao an-tranon-dRabe
¶ Izay rehetra entina miasa: Misy mpianatra tsy manana penina, pensily, solaitra; ahoana izany tsy manam-pitaovana izany
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [Rel. s. from mitao (tao).] All the preparations made in waiting for the enemy, food, weapons, etc.
  [Hallanger 1973] arms and supplies for war; instruments, equipment
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] armes et matériel de guerre ; instruments, matériel
  [SLP 1986] matériel, appareil
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [FOFAFIPE: Rosovola] Ireto avy ny fitaovana ilaina.
2 [FOFAFIPE: Haivola] Namboatra fitaovana maro samihafa izy.
3 [Razoharinoro: Soratra] Dia tandremo tsara ny fanjakana ny fitaovana aza hadinoina.

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/20