Teny iditra fitery (tery)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitery na mamihina tohatr' omby mba hakana ronono: Toa tsy hainao akory izany fitery omby [1.1]

Teny iditra fitery (tery)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo terena [1.1]

Fivaditsoratra fietry

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31